Entry babaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] vakim-boatavo fantsakan-drano atao fihinanan'ny alika [Rakotosaona 1975]
Explanations in English  [Sakalava] the pumpkin. Cucurbita Pepo, L. Same as tavo, voatavohova, and voatavo [Richardson 1885]
Explanations in French  [Tankarana] courge [David: Dialectes (takila B)]
  [Sakalava] (de babaka : abondant, qui produit en abondance). Cucurbita maxima Duchesne (Cucurbitaceae). Espèce d'origine américaine, introduite par les Européens. Mais son nom est sans doute une réminiscence du mot babako, beaucoup plus ancien. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Cucurbita maxima
Synonyms tavo ~ voatavo ~ voatavohova

Entry babaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza fitobahan-drano, figororoanana, fandriahana [Rajemisa 1985]
Explanations in French Effusion, écoulement abondant [Abinal 1888]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples Ary omeo rano am-babaka. [Dahle: Angano, page 94]

Entry babaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza resaka feno menomenona, teny mitaraindraina (iaraha-mahalala fa betsaka amin' ny teny verindroa no mitovy amin' ilay teny tsotra niaviany misy ka na tra ihany, toy ny hoe miredaredasy miredaka; toraka izany koa, ny babaka, mibabaka dia iray ihany amin' ny teny ery ambony babababa, mibabababa): Nibabaha Rakoto fa lasan' ny mpangarom-paosy ny volany roanjato [Rajemisa 1985]

Entry babaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] akora [Rakotosaona 1975]
Explanations in French  [Tankarana] parure [David: Dialectes (takila B)]

Entry babaka
Part of speech noun
Explanations in English prov. For bebaka. [Richardson 1885]

Updated on 2020/07/31