Entry (1/4) | 1 hira |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 lalao, kilalao, hehy [Taisaka]
[1.78] 4 Fitohitohizam-peo misy miakatra sy midina, mafy sy malemy, namboarina mba hilaz ana fihetseham-po; feo mirindra mahafinaritra: Mahahontsa izay hira izay 5 Tononkalo: Enga anie ny hirako hanony izay tomany (Ny Avana) 6 Hirahira: Hira andaniana andro. 7 (Misy hevitra ifandraisany: feon-kira, tonon-kira, feo voalohany, saikiny, fasiny, tonera, torebiny, beso) [1.1] |
Explanations in English |
8 a song; music; play [1.7] |
Explanations in French |
9 chant [1.3#249, 1.8] 10 airs, musique vocale 11 action de s'amuser avec des objets [1.3] 12 musique; jeux [1.8] |
Examples |
13 hira inona no nohiraintsika? [2.270] 14 Voatery naverina intelo ilay hira. [2.356] 15 Nony vita ny hira, gaga aho mbola velona ihany. [2.4] |
Vocabulary |
16 Music: (in general) 17 Sound |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 24 kalo, kalokalo, vetso, vazo, antsa, atoa |
Compound words |
|
Proverbs | 34 Proverbs containing the word hira |
Entry (2/4) | 35 hira |
Part of speech | 36 noun |
Explanations in Malagasy |
37 anaran-gidro [Bara]
[1.78] |
Explanations in English |
38 ring-tailed lemur (Lemur catta) [2.233] |
Explanations in French |
39 maki, maki mococo, maque (Lemur catta) [2.233] |
Vocabulary |
40 Zoology: mammals |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Tables and plates |
62 The Lemurs |
Illustrations |
|
Entry (3/4) | 64 Hira |
Part of speech | 65 name (biblical) |
Explanations in Malagasy |
66 Lehilahy avy tany Adolama, ary sakaizan'i Joda. Izy no nampitondrain' i Joda ny zanak' osy ho an' i Tamara [1.38] |
Explanations in English |
67 Hirah [2.996] |
Explanations in French |
68 Hira [2.996] |
Vocabulary |
69 Holy Scriptures |
Biblical quotes | 70 Chapters and verses mentioning Hira |
Tables and plates |
71 Full list |
Entry (4/4) | 72 Hirà |
Part of speech | 73 name (biblical) |
Explanations in English |
74 Ira [2.996] |
Explanations in French |
75 Ira [2.996] |
Vocabulary |
76 Holy Scriptures |
Other spellings | 77 ira, ira |
Biblical quotes | 78 Chapters and verses mentioning Hirà |
Tables and plates |
79 Full list |
Anagrams | 80 hira, riha |
Updated on 2024/10/30 |