|
|
|
|

Entry (1/2) 1  fasiny
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana na paritra tanan-dehilahy lehibe, eo anelanelan' ny torebiny sy ny beso [1.1]
Explanations in English  4 a name of one of the parts in singing, the treble or soprano. [? Fr. fausset, falsetto.] [1.2]
Vocabulary  5  Music: (in general)
Combinations  6 manao fasiny

Entry (2/2) 7  fasiny
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9 [Sakalava] Ilay hazo mitsangana eo amin' ny loha sy vodin' ny botry izay iadian' ny hazo-fisaky ny vatany [1.1]
Vocabulary  10  Navigation

Anagrams  11 fanisy, fasiny, 12 fisiña, 13 safiny, sàfiny

Updated on 2026/03/17