Entry |
fihirana
(hira)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ny asa atao rehefa mihira Tonon-kira voasoratra ka hiraina any an-trano fiangonana Boky misy tonon-kira [1.1]
|
Explanations in English | See hira. [1.2]
|
| The act of singing; a hymnbook [1.7]
|
Explanations in French | Action de chanter; recueil de cantiques [1.8]
|
Examples | Dia lasa izy mivady mankany an-tanàmbe mivimbina baiboly sy fihirana.
[2.356]
|
Articles |
|
Entry |
fihirana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tanosy]
Haravoana [1.78]
|
|