|
|
|
|

Entry (1/2)1  dihy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  fampisehoam-pihetsehana ataon' ny tena manontolo: loha, tanana, tongotra, ary indraindray koa aza ny vatana, mba hanehoana fifaliana
4  Toetran' ny fanidin' ny vorona eny amin' ny habakabaka raha tsy mihetsika na mikopaka ny elany [1.1]
Explanations in English  5  a dance, dancing in the native style. See danise, tsinjaka [1.2]
6  a dance, dancing [1.7]
Explanations in French  7  danse [1.3#102, 1.8]
8  sautillement, tournoiement de la toupie, du fuseau
9  le trémoussement des ailes d’un oiseau planant au même point [1.3#102]
Examples  10  Velona indray ny hira amana dihy natao teo tamin' ny ndeha hangataka iny. [2.245]
11  Inona kosa, hoy Noro nony efa nitonitony izy, no tsy nitiavanao ny dihy? [2.5]
12  Tsimpony ny teny rehetra mampiseho ny maha-malagasy ny dihy sy ny mpandihy. [2.313]
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
Analogs  17  tsinjaka, sahoby, totorebika, tsipisandry, velatanana, dihy soroka, dada, jaiko, soamaroroka, tsaramiera, soratra, afindrafindrao, salegy
Compound words 
Titles 
Proverbs  23  Proverbs containing the word dihy

Entry (2/2)24  Dihy
Elementary words  25  dihy
Part of speech  26  name (poem title)
Vocabulary  27  Literature: poems
Author  28  Rabearivelo Jean-Joseph
Tables and plates  29  Full list

Anagrams  30  Dihy, dihy, hidy, Dihy, dihy, hidy

Updated on 2023/10/22