Entry tevika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Aretina avy amin' ny mikraoby manokana mpamely ny havokavoka: tampoka ny fiaviany, mangatsiaka mafy ny tena ary tsaroana misy maharary mafy ao amin' ny tratra toy ny misy manevitevika; sarotra ny fiainana; misy kohaka fohy ary ny rehoka mivolona harafesina [1.1]
 Amonia [2.472]
Explanations in French Pneumonie [1.54]
Examples Nisy voan' ny tevika ny mpiray toby tamin-dry Feno indray andro; [2.472]
Vocabulary 
Synonyms amonia ~ pnemonia

Entry tevika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaintainana ohatra ny misy manindrona
Aretina avy amin' ny bibikelinaretina izay andrenesana fanindrontsindronana ao anaty tratra [1.1]
Explanations in English A spasm [1.2]
Explanations in French Douleur poignante, comme celle d'un point de côté [1.3]
 Point de côté [1.54]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 

Entry tevika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Loaka amin' ny ravin-tsofina asiana kavina [1.1]
Explanations in English A bore in the lobe of the ear [1.2]
Explanations in French Trou pratiqué à l'oreille pour y suspendre les pendants d'oreille [1.3]
Derivatives 
Compound words 
Toponyms 

Entry tevika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny loadoaka amin' ny zaitra, na ny fanjaitra [1.1]
Explanations in French Point de couture [1.3]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/09/14