Entry fahavoazana (voa)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavamihatra nampiditra fahasahiranana: Loza ny fahavoazako fa hadinoko ny nanisy lasantsy ny fiara talohan' ny hiaingàna
Faty antoka: Telo alina ariary no fahavoazan-dRabe tamin' ilay haintrano iny [1.1]
Explanations in English Defeat, failure, misfortune [1.7]
Explanations in French Défaite, insuccès, malheur [1.8]
Proverbs 

Updated on 2023/01/20