Entry vikina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandinganana misavoana avo dia mikasika ny tany indray; fihoarana, fitsipihana, tsambikina [1.1]
Explanations in English A jump, a leap [1.7]
Explanations in French Saut [1.20]
 Saut, bond [1.8]
Examples 
1Saingy ny endriky ny vikina no tsy dia kanto loatra: [2.4]
2Tsy hain' ny fandinihana arahi-maso, fa tahaka ny vikina niampita avy amin' ny tsy taka-polopolorina. [2.296]
Derivatives 
Compound words 
Other spellings 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/07/18