Entry fivikina (vikina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina mivikina, izany hoe mandingana misavoana avo dia mikasika ny tany indray: Hafa kely ny fivikin' ny sahona [1.1]

Updated on 2023/01/05