Entry vikinina (vikina)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ihoarana, dikaina, dinganina: Vikino io tamboho io raha afakao. [1.1]
Explanations in English To be jumped over [1.7]
Explanations in French Qu'on saute [1.8]
Examples Potika izay rehetra lalovana, ny hantsana vikinina, ny rano itsobohana, rotidrotika daholo ny zavamaniry lalovana. [2.436]
Morphology 
Present : vikinina, vikiniko, vikininao, vikininy, vikinintsika, vikininay, vikininareo, vikinin', vikinin-, vikinim-, vikini-
Past : novikinina, novikiniko, novikininao, novikininy, novikinintsika, novikininay, novikininareo, novikinin', novikinin-, novikinim-, novikini-
Future : hovikinina, hovikiniko, hovikininao, hovikininy, hovikinintsika, hovikininay, hovikininareo, hovikinin', hovikinin-, hovikinim-, hovikini-
Imperative : vikino
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/10/27