Entry |
valy
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Setry: Valin' ny fiakarana ny fidinana ¶ Setrin' ny taratasy nalefa na ny fanontaniana natao: Nandefa taratasy tany amin-dRakoto aho nefa tsy naharay voiiny hatramin' izao / Ataovy mazava tsara ny valin-teninao ¶ Tody: Mbola hisy valiny izao fampijalianao zanak' olona izao ¶ Zavatra atao ao ambadiky ny zavatra hafa iray: Misy valy tafo ny tranonay [Rajemisa 1985]
|
Derivations |
Morphology |
valy
valiko
valinao
valiny
valintsika
valinay
valinareo
valin'
valin-
valim-
| |
-baly
-baliko
-balinao
-baliny
-balintsika
-balinay
-balinareo
-balin'
-balin-
-balim-
| |
|
Synonyms | ~ ~ |
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
valy
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | [Tambahoaka]
vady [Rakotosaona 1972]
|
Quotes |
|