Entry voavaly (valy)
Part of speech past participle
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985]
Explanations in French à qui ou à quoi on a répondu, à qui on a rendu la pareille [Abinal 1888 page 806]
Synonyms vinaly
Examples 
1Kanefa, hoy ianao, hita fa tsy voavaly [Rahajarizafy: Filozofia, page 76]
2Tahaka ny voavaly bontana sahady ny fanesoan' ireo tovovavy mitady hifaninana aminy. [Rakotonandrasana: Tantsaha]

Updated on 2021/02/24