Entry vinaly (valy)
Part of speech past participle
Explanations in Malagasy (misy tsofoka in) Voavaly, valiana, omena valiny: Tsy novinaliny ny fanontaniako fa nandeha amin' izao izy ~ Raha tsy vinaliko ny soa nataonao, ho valian' Andriamanitra [Rajemisa 1985]
Explanations in French à qui ou à quoi on a répondu, à qui on a rendu la pareille [Abinal 1888 page 806]
Morphology 
vinaly
vinaliko
vinalinao
vinaliny
vinalintsika
vinalinay
vinalinareo
vinalin'
vinalin-
vinalim-
novinaly
novinaliko
novinalinao
novinaliny
novinalintsika
novinalinay
novinalinareo
novinalin'
novinalin-
novinalim-
hovinaly
hovinaliko
hovinalinao
hovinaliny
hovinalintsika
hovinalinay
hovinalinareo
hovinalin'
hovinalin-
hovinalim-
Synonyms voavaly

Entry viñaly
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] renianaka [Rakotosaona 1975]

Updated on 2021/02/24