Entry tehina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tapa-kazo lavalava namboarina ho amin' ny dia: na hanohantohanana ny famindra, na hitsapatsapana ny lavadavaka eny amin' ny lalana, na hikapohana biby sendra ny tena
Mitovy hevitra: firitsoka ~ kanonta ~ kibango ~ kipikipy ~ langilangy ~ longy ~ tabaka ~ valavala [1.1]
Explanations in English A staff, a cane [1.7]
Explanations in French Canne [1.8]
Examples Mitady tehina itehenana sy zavatra iankinana izy noho ny faharerahany. [2.470]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 
Articles 

Anagrams 

Updated on 2023/06/17