Entry mitehina (tehina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitondra tehina: Taloha noheoerina ho fihaingoana fatratra ny mitehina
Miankina: Mitehena amiko ianao raha mbola tsy afaka mandeha tsara
Manosika lakana amin' ny tehin-dakana. [1.1]
Explanations in English To walk with a cane, to lean on something or someone when walking [1.7]
Explanations in French S'appuyer sur une canne en marchant, s'appuyer contre quelqu'un [1.8]
Examples Namaky ny arabe izy nitehina tamin' izy miaotra teo an-kavia sy an-kavanany avy. [2.472]
Morphology 
Present : mitehina
Past : nitehina
Future : hitehina
Imperative : mitehena
Compound words 

Updated on 2023/06/18