Entry | 1 langilangy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Tehina makadiry [1.1] |
Explanations in English |
4 a heavy stick, a cudgel, a staff, a club, a truncheon [1.2] 5 a staff, a cudgel [1.7] |
Explanations in French |
6 bâton [1.4.fr#76] 7 gourdin [1.8] |
Examples |
8 ny langilangy maivana tahaka ny zozoro; [2.588#] 9 Misy 30 - 50 lahy izy mitondra langilangy sy vato. [1.437#] 10 Indrisy ny nanjo azy telo mianaka nahita an'Ilaimanga niampatra: matin'ny langilangy. [2.324#] |
Analogs | 11 1.1=Kibay=tabaka |
Anagrams | 12 langilangy, ngalingaly |
Updated on 2022/10/22 |