Entry valavala
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Tapa-kazo lavalava fitorahana vorona; kipikipy
Sahisahy miteny, be vazivazy sady mampihomehy no mahasosotra: Valavala loatra io zazalahy io ka tsy azoazoko [1.1]
Examples Fadio ny teny vetaveta, resaka valavala, voso-dratsy, mbamin' ny teny tsy mendrika rehetra, fa aleo aza manao teny fisaorana. [2.996]
Derivatives 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31