Entry (1/6) | 1 tao- |
Part of speech | 2 morphological form of taona |
Entry (2/6) | 3 tao |
Elementary words | 4 t~, ao |
Part of speech | 5 adverb, past form [Full list] |
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Milaza toerana "ao" fa enti-milaza ny lasa: Tao anaty fantsakana no hita ilay rojo volamena |
Analogs | 7 ao |
Compound words |
|
Entry (3/6) | 9 tao |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Asa karakaraina sy vitaina: Tao volo Fanamboarana, fananganana: Tao trano; taozavatra |
Explanations in French |
12 [1.5] travail, action 13 [1.196] action de fabriquer, de construire |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 24 Proverbs containing the word tao |
Entry (4/6) | 25 tao |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in Malagasy |
27 [1.1] Fiomanana, fikarakarana izay hoentina miady na manafika |
Explanations in French |
28 [1.5] préparatifs, précaution |
Derivatives |
|
Entry (5/6) | 33 tao |
Part of speech | 34 noun |
Explanations in Malagasy |
35 [1.78] [Taisaka]
fitondrana |
Entry (6/6) | 36 taò |
Part of speech | 37 adjective |
Explanations in Malagasy |
38 [1.78] [Sihanaka]
ity |
Synonyms | 39 tò |
Anagrams | 40 ato, ota, taò, tao, tao-, toa |
Updated on 2024/03/03 |