Entry soloana (solo)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ovana hafa: Soloy ity penina ity fa mandrangotra [1.1]
Explanations in English To be replaced [1.7]
Explanations in French Qu'on remplace [1.3, 1.8]
Examples 
1Nefa azo soloana izy ireo. [2.270]
2Ny amin' ny kamboty, angaha, azo soloana. [2.270]
3Tsotra daholo moa ny olona, ka soloana hira hafa ilay voatonona teo. [2.356]
Morphology 
Present : soloana, soloako, soloanao, soloany, soloantsika, soloanay, soloanareo, soloan', soloan-, soloam-, soloa-
Past : nosoloana, nosoloako, nosoloanao, nosoloany, nosoloantsika, nosoloanay, nosoloanareo, nosoloan', nosoloan-, nosoloam-, nosoloa-
Future : hosoloana, hosoloako, hosoloanao, hosoloany, hosoloantsika, hosoloanay, hosoloanareo, hosoloan', hosoloan-, hosoloam-, hosoloa-
Imperative : soloy
Proverbs 

Updated on 2023/01/20