Entry andrianjahonoany (andriana, aho, no, any)
Part of speech noun
Malagasy definition Karazana masoivoho na olona itokisana tanteraka misolo tena ny mpitondra fanjakana any an-tany hafa ka ametrahany andraikitra lehibe, ary izay vitany dia ohatra ny tenany ihany no nanao azy [Rajemisa 1985]
English definition [izaho, I, no ho any, will be there.] An agent. [Richardson 1885]
Analogues  masoivoho

2011/10/27