Entry sifotra alan-doha
Elementary words sifotra ; alana ; loha
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza olona very hevitra, sanganehana izaitsizy: Sina ohatra ny sifotra nalan-doha [1.1]
Explanations in French Litéralement: escargot auquel on a coupé la tête; figuré: confus, muet [1.3]
Examples 
1Nony tapi-niteny ny lehiben' ny kantao teto, sina ohatra ny sifotra nalan-doha ny mpihaino rehetra. [2.472]
2Sina toy ny sifotra nalan-doha ny biby rehetra, samy tsy nahetsika teo amin' ny toerany. [2.5]

Updated on 2023/10/02