Entry sifotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Halatralatra madinika atao amim-pahakingana, famitahana tsy mendrika. [1.1]
Derivatives 
 

Entry sifotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Biby misy akorany boribory ny vatany ary misy tandrony roa lava ny lohany: Misy karazany maro ny sifotra, fa ao ny sifomainty, ny sifotr' ala, ny sifotr' amboa
 Karazam-biby tsy misy taolana [1.13]
Explanations in English Snail [1.7]
Explanations in French Escargot, limace [1.8]
 Mollusque, escargot [1.13]
Vocabulary 
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/10/02