Entry |
sifotra alan-doha
|
Elementary words | sifotra ; alana ; loha |
Part of speech | locution
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza olona very hevitra, sanganehana izaitsizy: Sina ohatra ny sifotra nalan-doha [1.1]
|
Explanations in French | Litéralement: escargot auquel on a coupé la tête; figuré: confus, muet [1.3]
|
Examples |
1 | Nony tapi-niteny ny lehiben' ny kantao teto, sina ohatra ny sifotra nalan-doha ny mpihaino rehetra.
[2.472]
|
2 | Sina toy ny sifotra nalan-doha ny biby rehetra, samy tsy nahetsika teo amin' ny toerany.
[2.5]
|
|
|