Entry | 1 sendra |
Part of speech | 2 adjective or adverb |
Explanations in Malagasy |
3 tsitointoina, tointoina tsy nampoizina: Sendra nahita ny zandrinao aho anikeheo 4 mifanena tsy nampoizina: Sendra an-drainao tany an-tsena aho [1.1] |
Explanations in English |
5 incidental, occurring accidentally, happenning [1.2#596] 6 occuring by chance [1.7] |
Explanations in French |
7 par hasard, accidentellement, au moment où [1.3#598] 8 qui rencontre par hasard: Sendra nifanena taminy teny an-dàlana aho (Je l’ai rencontré par hasard sur la route) ~ Ilay sendra nihinana iny izahay no tonga izy (Il est arrivé juste au moment où nous mangions) ~ Sendra azy teny an-tsena aho (Je l’ai rencontré par hasard au marché) [1.3] 9 qui arrive ou se passe par hasard [1.8] |
Examples |
10 Aza mba sendra izay vehivavy! [2.528#] 11 Nitady toko aho ka sendra vato. [1.281#] 12 sendra narary aho tamy ny izao. [2.59#] |
Derivatives |
|
Analogs | 16 tojo, sehatra, tohatra |
Compound words |
|
Anagrams | 19 sandré, sendra |
Updated on 2021/08/03 |