Entry sehatra
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Tojo, sendra: Sehatra ny matanjaka noho izy Rakoto ka nanaiky. [Rajemisa 1985]
Derivations  

Entry sehatra
Part of speech   noun
Malagasy definition   Toerana voafefy voatokana handihizana: Halalaho ny sehatra!
¶ Toeram-pisehoana eo anatrehan' olona maro: Aza menatra miseho sehatra [Rajemisa 1985]
   toerana malalaka ivoriana na ilalaovana [SLP: Voambolana]
English definition   a stage; the theater [Hallanger 1973]
French definition   estrade; le théâtre [Hallanger 1974]
French definition   lieu de rencontre [SLP: Voambolana]
Compound words, titles, names  
Analogy   banja ~ kianja

Entry sehatra
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Bezanozano] rihana amin'ny trano [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] karazana valindrihana fametrahana entana [Rakotosaona 1972]

Updated on 2013/06/11