Entry tohatra
Part of speech noun
Malagasy definition Fandehanana vita ambaratonga mitohitohy mba hahazoana miakatra sy midina: Nidina ny tohatra indrindra aho no nifanena taminy
¶ Hazo roa nasiana zanany mitsivalana mba hiakarana sy hidinana: Afindrao eto ny tohatra hiakarako erý an-tafontrano [Rajemisa 1985]
 fandehanana vita ambaratonga [SLP 1986]
English translation a ladder, a staircase [Hallanger 1973]
French translation escalier [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986]
 échelle [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
tohatra
toha-
Compound words, titles, names 
Examples 
1Niakatra ny tohatra izy; [Andriamalala: Taolambalo, page 54]
2Tohatra hazo an-trano no miakatra any. [Andraina: I Vola, page 80]
Quotes 
Illustrations 

Entry tohatra
Part of speech noun
Malagasy definition Ny nonon' ny biby, indrindra ny ombivavy. [Rajemisa 1985]
French translation mamelles des vaches, des animaux [Abinal 1888]
Vocabulary 
Derivations 

Entry tohatra
Part of speech participle
Malagasy definition Sendra, tojo, mifanena amy...: Tohatra azy indrindra aho teny an-tsena ka akory ny hafaliako [Rajemisa 1985]
French translation qui rencontre fortuitement: Tohatra azy aho (Je l'ai rencontré par hazard) [Abinal 1888]
Derivations 
Morphology 
tohatra
tohara

Updated on 2020/07/31