Entry sendrasendra (sendra)
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Bezanozano] vintana, anjara [Rakotosaona 1972]
 Tsy nampoizina, tsitointoina, zavatra tsy nampoizina: Sendrasendra no nahitako azy ~ Misy tokoa ny sendrasendra
¶ Raha ohatra ka...: Sendrasendra, hono, ka mahita volamena iray kilao isika
Mitovy hevitra: an-tsapaka ~ anjara ~ kendry tohina ~ kinanga ~ kisendrasendra ~ lakalaka ~ samba-samba ~ sendrasendra vary amin' ananana ~ tsitointoina ~ tsy nahy ~ tsy nampoizina ~ tsy satry ~ vintana
Mitovy hevitra: ambivitra ~ avivitra ~ divi-janahary ~ maty vavany ~ variraiventy [Rajemisa 1985]
English definition occuring by chance [Hallanger 1973]
French definition qui arrive ou se passe par hasard [Hallanger 1974]
Derivations 
Synonyms sendra
Quotes 

2012/09/20