Entry sendra
Part of speech adjective or adverb
Explanations in Malagasy Tsitointoina, tointoina tsy nampoizina: Sendra nahita ny zandrinao aho anikeheo
Mifanena tsy nampoizina: Sendra an-drainao tany an-tsena aho
Mitovy hevitra: sehatra ~ tohatra ~ tojo [1.1]
Explanations in English Incidental, occurring accidentally, happenning [1.2]
 Occuring by chance [1.7]
Explanations in French Par hasard, accidentellement, au moment où [1.3]
 Qui rencontre par hasard: Sendra nifanena taminy teny an-dàlana aho (Je l’ai rencontré par hasard sur la route) ~ Ilay sendra nihinana iny izahay no tonga izy (Il est arrivé juste au moment où nous mangions) ~ Sendra azy teny an-tsena aho (Je l’ai rencontré par hasard au marché) [1.3]
 Qui arrive ou se passe par hasard [1.8]
Examples 
1Aza mba sendra izay vehivavy! [2.528]
2Nitady toko aho ka sendra vato. [1.281]
3sendra narary aho tamy ny izao. [2.59]
Derivatives 
Synonyms sendrasendra
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2021/08/03