|
|
|
|

Entry1  saram-panafody
Elementary words  2  sara, fanafody
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ny vola na zavatra vidin' ny fanafody nomena ny mpitsabo [1.1]
Explanations in French  5  compensation donnée aux empiriques comme prix de leurs remèdes [1.196]
Examples  6  na dia ny ila lamba aza no hatao sarampanafody aleo mitafy ila lamba tsy ho voaloto toy izay hiara-mipetraka amin'ny ratsy fanahy [2.131]

Updated on 2023/06/17