Entry sahala
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza fitoviana ara-bidy, lanja...: Mandehana amin' izao ianareo fa efa sahala izao ny anjaranareo
Mitovy fa tsy sahala ireto satroka roa ireto, be vidy kokoa iroa volombatolalaka iroa
Sahala amy...: tahaka ny, toy ny: Ny maka tsy miera dia sahala amin' ny mangalatra ihany.
Mitovy hevitra: mifanahantsahana ~ mifanahatahaka ~ mifanakaikikaiky ~ mifandraidraika ~ mifandrindrarindra ~ mifanendrahendra ~ mifanendrihendry ~ mifanentanentana ~ mitovitovy ~ sahalahala [1.1]
Explanations in English Alike, the same; cf. mitovy, tahaka, toy [1.7]
Explanations in French Identique, même [1.8]
Examples 
1Sahala ihany izany, hoy Zaka. [2.5]
2Malagasy sahala amiko avokoa ireo. [2.4]
3Ny sandriny iray sahala amin' izao. [2.606]
Morphology 
Imperative : sahalà
Derivatives 
Synonyms sahalahala ~ mitovitovy ~ mifanahantsahana ~ mifanahatahaka ~ mifanendrahendra ~ mifandraidraika ~ mifandrindrarindra ~ mifanakaikikaiky ~ mifanentanentana ~ mifanendrihendry
Compound words 

Entry sahalà
Part of speech imperative of adjective sahala [full list]
Explanations in French Soyez égaux; terme par lequel on souhaite aux plaideurs qu'il n'y en ait aucun de vaincu [1.3]

Entry sahala
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Tanosy] Antonona: vilany sahala [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/10/02