| Entry | 1 mitovy |
| Root | 2 tovy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mifanabaka, mifandraika, mifanaraka ny endrika na ny habe: Mitovy izy mirahalahy ireo
5 Sahala, saingy misy maha-samy hafa azy kely ihany ireo teny roa ireo: ny "Sahala" dia enti-milaza indrindra fitoviam-bidy, lanja: Sahala ny anjaran' izy mirahalahy, fa ny "Mitovy" kosa dia fifanahafan' endrika na bika indrindra: Mitovy ny tarehin' izy mirahalahy. [1.1] 6 karaha, sahala; mifanaraka [1.13] |
| Explanations in French |
7 pareil; conforme
[1.13] |
| Morphology |
|
| Analogs | 12 angadymondrosyreniakoho, 13 gamatra, 14 kapokairay, 15 katrokairay, 16 lasitrairay, 17 mahaleony, 18 mahatorakany, 19 mifamatra, 20 mifandanja, 21 mifanentana, 22 mifanerana, 23 movatsy, 24 navelatao, 25 ohatra, 26 sahala, 27 sahymitahy, 28 tahakany, 29 toa, 30 toyny, 31 toraka, 32 tsyambakanohony, 33 tsylatsadanjanohony, 34 tsymisyfankaiza, 35 tsymisyhafa, 36 tsymisyivoasana, 37 tsymisyvalaka, 38 vakintsaonjoroa |
| All compound words | 39 24 combinations of that word |
| Proverbs | 40 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/17 |
|