Entry mifandraidraika (raidraika (raika))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Misy fitovitoviana amin' ny...: Mifandraidraika amin' ny tarehin-drenibeny ny tarehin' ity zaza ity [1.1]
Explanations in English To lean toward each other; to resemble each other [1.7]
Explanations in French Avoir une certaine ressemblance. [1.8]
Examples 
1Nanan-janaka lahy tokana Ramiakatrarivo ka nomeny anarana mifandraidraika amin' ny azy, ary nataony hoe Ratovonarivo. [2.587]
2ny tantaran' Indesoko, zanak' Itrimobe, izay mifandraidraika amin' ny an' i Samsona sy Delila voalaza ao amin' ny Mpitsara, toko faha; [2.69]
Morphology 
Present : mifandraidraika
Past : nifandraidraika
Future : hifandraidraika
Synonyms mifandraika

Anagrams 

Updated on 2023/04/08