Entry rendrika
Part of speech   noun or adjective
Malagasy definition   Latsaka ao anaty rano ary difotra tsy afa-mipoitra intsony, fefika: Rendrika ny lakana
¶ Renoka: Rendriky ny torimaso tzy tamin' izay
¶ Latsaka lalina ao anatin' ny...: Rendriky ny alahelo izy
¶ Raiki-pitia: Efa rendrika aminy ny fon-janakao
¶ Empo, tsonika: Tsy tsara rendrika ity volafotsy ity [Rajemisa 1985]
English definition   melted (of metals)
¶ wrecked (of a ship)
¶ fast asleep [Hallanger 1973]
French definition   fondu (se dit des métaux)
¶ naufragé
¶ bien endormi [Hallanger 1974]
Derivations  
Morphology  
rendrika
rendriky
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2017/11/06