Entry | mandrendrika (rendrika) | ||||||||||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||||||||||
Malagasy definition | Mandatsaka ao anaty rano mba tsp ho afa-mipoitra intsony: Nisy nandrendrika ny lakana aisy azy ¶ Manempo, mampitsonika, manidina: Mandrendrikavolamena no raharahany ¶ Mampitovy tantana: Tsy nandrendrika tsara ny tany nanaovany trano izy ¶ Mampioko, mampikomy: Olona tsy tia tanindrazana ireny mandrendrika ny vahoaka hirotaka ireny ¶ Mandroboka, mandentika: Ny sakaizany ihany no nandrendrika azy anatin' ny faharatsiana [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
mampiempo, na manempo [SLP 1986] | |||||||||||||||||
English translation | to melt, to cast (metals); to wreck [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
French translation | fondre les métaux, couler des métaux; assoupir; ruiner [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
fondre [SLP 1986] | |||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Compound words, titles, names |
| ||||||||||||||||
Examples |
| ||||||||||||||||
Quotes | Proverbs containing the word mandrendrika | ||||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |