|
|
|
|

Entry1  arendrika
Root  2 rendrika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Alatsaka ao anaty rano mba ho difotra: Aleo narendrika ilay sambo satria entana halatra no tao anatiny
5 Empoina: Arendrika ny halimo hanaovana lakolosy
6 Atao mitovy tantana: Tokony harendrika ity tokotany ity
7 Taomina, vokisana hikomy: Olona tsotra daholo no narendriny hikomy [1.1]
Explanations in English  8 melted, to be sunk or wrecked [1.7]
Explanations in French  9 qu'on coule; qu'on fait couler; qu'on fond; qu'on fait échouer [1.8]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2025/12/08