Entry rantsanana (rantsana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Tapahina ny rantsany: Rantsanana ny voaloboka eo amin' ny volana jiana [1.1]
Explanations in English To be pruned [1.7]
Explanations in French Qu'on élague [1.8, 1.196]
 Dont on coupe les branches [1.196]
Morphology 
Present : rantsanana, rantsanako, rantsananao, rantsanany, rantsanantsika, rantsananay, rantsananareo, rantsanan', rantsanan-, rantsanam-, rantsana-
Past : norantsanana, norantsanako, norantsananao, norantsanany, norantsanantsika, norantsananay, norantsananareo, norantsanan', norantsanan-, norantsanam-, norantsana-
Future : horantsanana, horantsanako, horantsananao, horantsanany, horantsanantsika, horantsananay, horantsananareo, horantsanan', horantsanan-, horantsanam-, horantsana-
Imperative : rantsano

Updated on 2023/01/20