Entry fandrantsanana (rantsana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanapahana rantsana: Amin' ny volana jiona no fandrantsanana ny voaloboka [1.1]
 Fanapahana ny rantsana hanome endrika na hanatsarana ny hazo [1.13]
Explanations in French émondage [1.13]
 Instrument avec lequel on élague ; saison de l'élagage [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2023/01/20