|
|
|
|

Entry1  nofy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fahitana mandritra ny torimaso: Nahita an' i Dada tamin' ny nofy aho
4 Asa toa atao eo am-patoriana: Nofiko niady tamin' ny biby goaibe aho
5 Fady: Nofy ahy ny hivadi-belirano ~ Hahavanona handatsa-dra olona ve ny raiko? Nofy izany
6 Zavatra tsy ho tanteraka: Nofy izany fa aza miantehitra amin' izany. [1.1]
Explanations in English  7 a dream [1.2]
8 a dream; something impossible [1.7]
Explanations in French  9 rêve [1.3, 1.8]
10 songe, cauchemar: Nofiko niresaka taminao aho alina (J'ai rêvé cette nuit que je vous parlais) ~ Nofy izany (C'est un songe, une chose impossible) ~ Nofy ahy izay handainga (Je ne me permettrais jamais de mentir) [1.3]
11 chose impossible [1.8]
Examples  12  Mitovy indrindra izany ny kintana sy ny nofintsika, hoy ny fanohin-dRazaimalala ny teniny [2.324]
13  Toa nofy no nahatany fa tafatsangana ny vadiny [2.470]
Morphology 
14  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
All compound words  24  3 combinations of that word
Proverbs  25  Proverbs containing that word
Article  26 Randzavola: nofy ao amin' ny Baiboly

Anagrams  27 fino, 28 ... fo ny ..., fony, nofy, 29 Ofnì

Updated on 2025/12/25