Entry manonofy (nofy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mahita amin' ny torimaso: Nanonofy an-dRakoto rainy, hono, izy
Mahatsiaro toa manao asa eo am-patoriana: Nanonofy nitaingina fiaramanidina nankeny amin' ny volana aho [1.1]
Explanations in English To dream. [1.2]
 To dream, to dream of [1.7]
Explanations in French Rêver de, rêver [1.8]
Examples 
1Hoatra ny olona manonofy izy rehetra. [2.649]
2Soa ihany fa tsy mba manonofy mihitsy aho! [2.332]
3Ny miondana eo an-tratrany tsy manonofy ratsy! [2.529]
4Saiky isan' alina izao aho manonofy ratsy foana. [2.643]
Morphology 
Present : manonofy
Past : nanonofy
Future : hanonofy
Imperative : manonofisa
Synonyms manofy

Entry mañonofy (honofy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Manonofy [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20