Entry manofy (nofy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mahita amin' ny torimaso: Nanofy an-dRakoto rainy, hono, izy
Mahatsiaro toa manao asa eo am-patoriana: Nanofy nitaingina fiaramanidina nankeny amin' ny volana aho [1.1]
Explanations in French Rêver: Manofy olona (Voir quelqu'un en songe) ~ Manofy mihira (Chanter en songe) [1.3]
Examples Alao ary, ka vonoy, fa hitan-tsikidy, ary ny atodiny andrahoy manokana, ary mandrahoa vary sosoa, ary rehefa masaka dia arosoy, ka ny atodiakohodia hianao lehilahy manapoka eo amy ny toko, ary ny vadinao manofy, ka dia apetraho eo am-bilianay [2.293]
Morphology 
Present : manofy
Past : nanofy
Future : hanofy
Imperative : manofisa
Synonyms manonofy

Entry mañofy (hofy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Mivaofy, mamaofy [1.78]
  [Taisaka] Mivaofy, mamaofy, manaisotra ny hofy [1.78]
  [Sihanaka] Mivaofy [1.78]
  [Tanosy] Manendaka hoditra [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20