Entry nofinofy (nofy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Eritreritra miriorio tsy marim-pototra: Ny nofinofin' ny poety [1.1]
Explanations in French [duplicatif diminutif] [1.3]
Examples 
1Notsorony fa toa mbola nivelona tao amin' ny nofinofy ihany ny Malagasy. [2.356]
2Ho nofinofy toy ny angano ataoko aminy ny fari-piainany miendrika olombelona tokony hananany. [2.470]
Derivatives 

Updated on 2023/01/20