Entry mivezivezy (vezivezy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandeha atsý sy are, mitotototo mankatsy mankaroa, mivoivoy: Nivezivezy eran' ny mpivaro-boky rehetra aho nitady ilay boky tantara fa tsy nahita
Miriorio foana mankatsy sy mankaroa, mirenireny: Mitandrema tsara fa misy jirika mivezivezy, hono, ato anatin' ity ala diavintsika ity
Mitovy hevitra: firaka atakalo ~ mandehandeha ~ maniasia ~ manjenjena ~ miasa dia ~ mihebiheby ~ mihebikebika ~ mihelohelo ~ mihenjy ~ mijaingijaingy ~ mijongojongo ~ mipempena ~ mirenireny ~ miriorio ~ misedisedy ~ miselontselona ~ misidiondiona ~ misiontsiona ~ mitsakatsaka ~ mivezika atsy mivezika aroa ~ mivoivoy ~ mizionjiona ~ tsy mahatombin-tsiraka [1.1]
Explanations in English To wander, to ramble [1.7]
Explanations in French Errer par-ci par-là [1.8]
Examples 
1-- Raha mivezivezy amin' ny fandrosoan-tsakafo eo izy, dia tsy adinony velively izy efatra mianadahy zanany: [2.470]
2Nisy andian-miaramila nivezivezy isan' alina. [2.472]
Morphology 
Present : mivezivezy
Past : nivezivezy
Future : hivezivezy
Imperative : miveziveze
Proverbs 

Updated on 2023/01/20