Entry mitsakatsaka (tsakatsaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandeha miditriditra any anaty lobolobo izay heverina ho misy lolo na vazimba
¶ Mivezivezy amin' ny toerana tsy fantatra
¶ Miriorio etsy sy eroa [Rajemisa 1985]
Morphology 
mitsakatsaka
nitsakatsaka
hitsakatsaka
mitsakatsakà

Entry mitsakatsakà (tsakatsaka)
Part of speech imperative of active verb mitsakatsaka [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

Updated on 2013/05/24