Entry mihenjy (henjy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandehandeha etsỳ sy eroa tsy dia misy antony loatra: Nankaiza Isambilo zanakao? -- Lasa nihenjy any an-tsaha any izy
Mitety na manenjika lanonana sy korana samihafa eny rehetra eny: Zazavavy jefy mihenjy dihy eran' ny tanàna [1.1]
Morphology 
Present : mihenjy
Past : nihenjy
Future : hihenjy
Imperative : mihenje

Updated on 2023/01/20