Entry mihebiheby (hebiheby)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mivezika atsy mivezika aroa mba hampijanona: Lehilahy maro no nihebiheby ilay omby fa tsy nahasakana azy
Mandositra hatraiza hatraiza: Nihebiheby ny ankizy nahita ilay soavaly nandrifatra
Mihaodihaody: Misy lehilahy mihebiheby ao an-tokotany [1.1]
Morphology 
Present : mihebiheby
Past : nihebiheby
Future : hihebiheby
Imperative : mihebihebe
Proverbs 

Updated on 2023/01/05