Entry mivadika atidoha
Elementary words mivadika ; atidoha
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Lasa adala [1.1]
Examples 
1Iza irery no hivadika atidoha isan' andro eto! [2.4]
2Ny momba ny ethìka kristiana, tsy mivadika atidoha amin' izany izao tontolo izao; [1.369]

Updated on 2023/05/27