Entry mitovy tantana
Elementary words mitovy ; tantana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tsy misy avo sy iva toy ny fandrin-drano
Mitovy hevitra: ankamarenana ~ bambaray ~ fandrin-drano ~ lemaka ~ marin-drano ~ marin-tampona ~ marin-toerana ~ marina ~ mitohy nonoka ~ mitovy lemba ~ mitovy lenta ~ mitovy rano ~ mitovy saranga ~ mitovy soroka ~ ranoray [1.1]
Compound words 

Updated on 2023/05/28