Entry tantana
Part of speech noun
Malagasy definition Fizarana zavatra amin' olona maro samy kendrena hanana anjara avokoa
¶ Fizarana vola na sakafo amin' olona maromaro nandray anjara tamin' ny fandevenana na famadihan-drazana na lanonana na asa tsotra: Mahafinaritra fa vita tsara ny tantana [Rajemisa 1985]
French definition distribution de viande, de riz ou d'argent, surtout au Fandroana et aux enterrements [Abinal 1888]
Derivations 
Quotes 

Entry tantana
Part of speech noun
Malagasy definition Fandrin-javatra, lenta: Tsy mitovy tantana ny tokotany [Rajemisa 1985]
French definition Égalité de niveau, égalité d'un tissu bien fait [Abinal 1888]
Compound words, titles, names 

Entry tantàna (tana)
Part of speech noun
Malagasy definition (Endrika verindroan' ny teny hoe: "Tana"): Fandraisana olona amin' ny tanana ka entina mamindra miaraka amin' ny tena. (Marihina fa efa nova toerana ny tsindrim-peon' io teny io amin' ny fiteny mahazatra ka nanjary tàntana [Rajemisa 1985]
French definition duplicatif de tana [Abinal 1888]
Derivations 

2013/07/12