|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mitily
Root  2 tily
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 [Bezanozano] mitsikilo [1.78]
5 [Sihanaka] mandinika [1.78]
6 Mitsikilo, manao andry maso ny asa, fihetsika, tanin' olona ka tsy hitany: Mitily izay rehetra ataoko izy
7 Mizaha taratra, mitaratra: Rakoto no hitily ny fahavalo [1.1]
8 manao andry maso mba hikendrena zavatra iray [1.13]
Explanations in French  9 guetter [1.13]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  manao andry maso, 15  manarangarana, 16  manazangazana, 17  mandry tsy aman' afo, 18  miambina, 19  miandry, 20  mijery fandry, 21  mikendry, 22  mitaratra, 23  Mitsikilo, 24  mizaha taratra

Entry (2/2) 25  mitily
Part of speech  26  active verb
Explanations in Malagasy  27 [Bara] misidintsidina, manidina avo [1.78]

Updated on 2026/04/22