Entry mikendry (kendry)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mitily: Mikendry vorona
¶ Mitady hahazo: Tsy mikendry izany raharaha izany aho akory
¶ Mikasa, manampo: Mikendry handeha izy rahampitso [Rajemisa 1985]
English definition   to aim at; to have in view [Hallanger 1973]
French definition   viser; se proposer, avoir en vue [Hallanger 1974]
Morphology  
mikendry
nikendry
hikendry
mikendre

2012/08/13